mardi 30 octobre 2012
Talata 30 Oktobra 2012 - Oha 6 : 16 - 19
16. -19. Misy zavatra enina izay halan'ny TOMPO ka tsy zakany mihitsy, dia ireto: ny fijery miavonavona, ny fiteny mandainga, ny tanana mahafaty olon-tsy manan-tsiny, ny fo mamorona teti-dratsy, ny tongotra dodon-kihazakazaka hanao ratsy, ny vavolombelona mandainga sy manendrikendrika. Fa misy koa zavatra fahafito, dia ny olona mpamafy ady amin'ny rahalahiny.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...