jeudi 18 octobre 2012
Alakamisy 18 Oktobra 2012 - Sal 120 : 1 - 4
1. Hira fiakarana. Fony aho tao an-katerena, dia nantsoiko ny TOMPO ka namaly. 2. ''TOMPO o, mba afaho re aho amin'ny mpilaza lainga sy fitaka!'' 3. Inona sy inona moa, ry mpilaza fitaka, no sazy hampiharin'Andriamanitra aminareo ? 4. Ireo zana-tsipika maranitra fitondra miady, sady voarehitra tamin'ny vainafon'anjavidy!
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...