mardi 2 octobre 2012
Talata 02 Okobra 2012 - Rom 1 : 24 - 25
24 Izany no nanoloran'Andriamanitra ny olona ho andevozin'ny filan'ny fony, ka handotoany tena amin'ny tsy fanao mahavoafady. 25 Ny lainga no nasolony an'ilay Andriamanitra tena Izy, zavaboaary no nohajainy sy notompoiny ho solon'ny Mpahary Izay ankalazaina mandrakizay. Amen!
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...