jeudi 20 avril 2017
Alakamisy 20 Aprily 2017 - Jao 2 : 23 - 25
23Fony i Jesoa tao Jerosalema nandritra ny fankalazana ny Paska*, dia maro no nino Azy raha nahita ny famantarana izay nataony. 24Kanefa i Jesoa dia tsy natoky azy ireo, satria fantany avokoa izy rehetra 25ary tsy nilainy hisy vavolombelona manambara Azy momba ny olona; fa Izy mihitsy no nahafantatra izay tao am-pon'ny olona.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...