mercredi 26 avril 2017
Alarobia 26 Aprily 2017 - Eks 22 : 21 - 23
21Aza mampahory ny mpitondratena sy ny kamboty ianareo22.21 And 20-21: jereo 23.9; Lev 19.33-34; Deot 24.17-18; 27.19.. 22Fa raha mampahory azy ianareo, dia hiantso vonjy amiko izy ka hihaino ny fitarainany tokoa Aho. 23Hirehitra ny fahatezerako ka hovonoiko amin'ny ady ianareo, dia ho mpitondratena ny vadinareo, ary ho kamboty ny zanakareo.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...