lundi 5 août 2019
Alatsinainy 05 Aogositra 2019 - I Tim 2 : 14 - 21
14tsy mba i Adama no voafitaka, fa ny vehivavy no voafitaka sady tonga nandika ny didin’Andriamanitra. 15Kanefa hovonjena ihany ny vehivavy amin’ny fananan-janaka, raha maharitra amin’ny finoana sy ny fitiavana ary ny fahamasinana ombàn’ny fahononan-tena.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...