dimanche 20 janvier 2019
Alahady 20 Janoary 2019 - Apo 14 : 6 - 7
6Ary hitako nisy anjely anankiray hafa koa nanidina teny amin'ny habakabaka farany ambony. Io anjely io dia nanana hafatra soa maharitra mandrakizay hotorîny amin'izay monina ambonin'ny tany, dia amin'ny firenena sy ny fokom-pirenena mbamin'ny olona samy hafa fiteny sy ny vahoaka isan-tokony; 7ka hoy izy tamin'ny feo mahery hoe: «Manajà an'Andriamanitra ka manomeza voninahitra Azy, fa tonga ny andro fitsaràny! Mitsaoha an'Ilay nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'ny loharano.»
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...