mardi 2 juin 2020
Talata 02 Jona 2020 - I Jao 4 : 7 - 11
7Ry hava-malala, aoka hifankatia isika, fa avy amin’Andriamanitra ny fitiavana, ary izay rehetra tia no naterak’Andriamanitra sady mahalala an’Andriamanitra. 8Izay tsy tia dia tsy mahalala an’Andriamanitra, satria Andriamanitra dia fitiavana. 9Izao no nanehoan’Andriamanitra ny fitiavany antsika: nirahiny ho eo amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana mba hahavelona antsika amin’ny alalany. 10Izao no fitiavana: tsy hoe isika no nitia an’Andriamanitra; fa Izy no nitia antsika, ka naniraka ny Zanany lahitokana ho sorom-panonerana hamelana ny fahotantsika. 11Ry hava-malala, raha toy izany no nitiavan’Andriamanitra antsika, dia mba tokony hifankatia koa isika.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...