Mofon'aina amin'ny teny Malagasy
vendredi 5 juin 2020
Zoma 05 Jona 2020 - Deo 5 : 16 - 19
16«Manajà ny rainao sy ny reninao, araka izay nandidiako anao, mba ho maro andro iainana ianao ary mba hahita soa any amin’ny tany omeko anao.
17«Aza mamono olona.
18«Aza manitsakitsa-bady na maka vadin’olona.
19«Aza mangalatra.
Article plus récent
Article plus ancien
Accueil
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Alarobia 13 Jona 2012 - I Kor 15 : 51 - 58
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
Alakamisy 23 Aogositra 2018 - Asa 5 : 29 - 39
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...