vendredi 7 décembre 2012
Zoma 07 Desambra 2012 - Asa 7 : 9 - 10
9 Nialona an'i Josefa ireo razambe rahalahiny ka nivarotra azy ary nahatonga azy ho andevo tany Ejipta. Kanefa nomban'Andriamanitra i Josefa, 10 ka nafahany tamin'ny fahoriana rehetra ary nataony mamy hoditra sy nomeny fahendrena teo anatrehan'ny Farao, mpanjakan'i Ejipta. Dia notendren'ny Farao ho mpifehy an'i Ejipta sy ny tao an-dapany rehetra i Josefa.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...