11. Ny indray andro eo an-kianjan'ny tempolinao dia tsara kokoa noho ny arivo any an-toeran-kafa; koa eo am-baravaran'ny tranonao no aleoko ipetrahana, Andriamanitro o, toy izay hitoetra ao amin'ny fonenan'ny olon-dratsy. 12. Eny, ny TOMPO Andriamanitra no manda sy ampinga ho antsika. Fitiavana sy voninahitra no omen'ny TOMPO; tsy mba misy zava-tsoa laviny amin'izay madio fitondrantena.
lundi 17 décembre 2012
Alatsinainy 17 Desambra 2012 - Sal 84 : 11 - 12
11. Ny indray andro eo an-kianjan'ny tempolinao dia tsara kokoa noho ny arivo any an-toeran-kafa; koa eo am-baravaran'ny tranonao no aleoko ipetrahana, Andriamanitro o, toy izay hitoetra ao amin'ny fonenan'ny olon-dratsy. 12. Eny, ny TOMPO Andriamanitra no manda sy ampinga ho antsika. Fitiavana sy voninahitra no omen'ny TOMPO; tsy mba misy zava-tsoa laviny amin'izay madio fitondrantena.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...