lundi 10 décembre 2012
Alatsinainy 10 Desambra 2012 - Rom 12 : 6 - 8
6 Manana fanomezana samihafa isika, araka ny tombon-tsoa nomen'Andriamanitra antsika. Raha misy manana ny fanomezana hilaza hafatra avy amin'Andriamanitra, dia aoka hanao izany mifanaraka amin'ny finoana. 7 Raha misy manana ny fanomezana hanompo, dia aoka hanompo. Ny mpampianatra, aoka hampianatra. 8 Ny mpananatra, aoka hananatra. Ny mpizara, aoka hizara amim-pahatsoram-po. Ny mpahafoy harena, aoka hahafoy amin-jotom-po. Ny mpanao asa fiantrana, aoka hanao ny asany an-kafaliana.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...