dimanche 21 juillet 2019
Alahady 21 Jolay 2019 - I Kor 14 : 23 - 25
23Koa raha vory daholo ny mpiangona, ka fiteny tsy fantatra no itenenan’ny olona rehetra, ary misy miditra ao aminareo ny mbola tsy mahalala na ny tsy mpino, tsy holazainy ve fa very saina ianareo? 24Fa raha samy milaza hafatra avy amin’Andriamanitra kosa ny olona rehetra, ka miditra ny tsy mpino na ny mbola tsy mahalala, dia hiaiky ho diso sy meloka izy noho ny anatra ataon’ny olona rehetra; 25hiseho miharihary ny zavatra takona ao am-pony, ka hiankohoka hivavaka amin’Andriamanitra izy sady hilaza fa eo aminareo tokoa Andriamanitra.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...