mercredi 11 janvier 2012
Alarobia 11 Janoary 2011 - Sal 44 : 17 - 22
17 Izany rehetra izany no manjo anay, nefa tsy manadino anao izahay ary tsy mivadika ny fanekenao. 18 Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin'ny lalanao ny dianay. 19 Nefa Hianao nanorotoro anay teo amin'ny fitoeran'ny amboadia* sy nanarona anay tamin'ny aloky ny fahafatesana.[Na: jakala] 20 Raha nanadino ny anaran'Andriamanitray izahay, na nananty tanana tamin'ny andriamani-kafa, 21 Tsy handinika izany va Andriamanitra? Fa Izy mahalala ny miafina ao am-po. 22 Fa noho ny aminao no amonoana anay mandrakariva; toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
-
13 Tamin'izay dia niseho i Jesoa; avy any Galilea Izy no nanatona an'i Johany teo amoron'i Jordana mba hataony batisa. 14 Nanda...
-
1Ny andro alahady, vao maraina mangiran-dratsy, dia lasa ireo vehivavy nankany amin’ny fasana nitondra ny zava-manitra efa voaomany. 2Tazan...