vendredi 21 mars 2014
Zoma 21 Martsa 2014 - Zak 13 : 1 - 2
1«Amin'izany
andro izany, dia hisy loharano mifantsitsitra hanasa ny loto
amam-pahotan'ny taranak'i Davida sy ny mponin'i Jerosalema.»
2«Amin'izany
andro izany, hoy ny teny hentitra avy amiko Tompon'izao rehetra izao,
dia hofoanako amin'ny firenena ny anaran-tsampy ka tsy hisy hahatsiaro
izany intsony. Hoesoriko ihany koa ireo mihambo ho mpaminany* ary horavako ny fitiavanareo hanompo sampy.»
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
13 Tamin'izay dia niseho i Jesoa; avy any Galilea Izy no nanatona an'i Johany teo amoron'i Jordana mba hataony batisa. 14 Nanda...