dimanche 25 juin 2017
Alahady 25 Jona 2017 - Lio 21 : 35 - 36
35satria hiantonta tahaka ny fandrika harato amin'ny mponina rehetra#21.35 ho avy tampoka... mponina rehetra: dkt hafa ho avy tampoka aminareo toy ny fandrika harato izany andro izany, satria hihatra amin'ny mponina rehetra. manerana ny tany tontolo. 36Koa miambena sady mivavaha lalandava mba ho afa-miala amin'izany loza rehetra efa ho avy izany sy ho marim-pijoro eo anatrehan'ny Zanak'olona.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
1Farany, ry havako, mifalia noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny mamerina aminareo indray ny teny nosoratako ho anareo...