jeudi 18 octobre 2012

Alakamisy 18 Oktobra 2012 - Sal 120 : 1 - 4


1. Hira fiakarana. Fony aho tao an-katerena, dia nantsoiko ny TOMPO ka namaly. 2. ''TOMPO o, mba afaho re aho amin'ny mpilaza lainga sy fitaka!'' 3. Inona sy inona moa, ry mpilaza fitaka, no sazy hampiharin'Andriamanitra aminareo ?  4. Ireo zana-tsipika maranitra fitondra miady, sady voarehitra tamin'ny vainafon'anjavidy!

Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12