mardi 21 août 2012
Talata 21 Aogositra 2012 - Sal 132 : 1 - 3
1. Hira fiakarana. TOMPO o, ny zavatra rehetra niaretan'i Davida dia mba tsarovy hanasoavanao azy. 2. Tsarovy fa taminao, TOMPO o, no nanaovany fianianana; taminao, ry ilay Maherin'i Jakoba, no nanaovany voady hoe: 3. ''Tsy hiditra ny tranolay fonenako aho na hiakatra ny farafara fandriako,
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
1Farany, ry havako, mifalia noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny mamerina aminareo indray ny teny nosoratako ho anareo...